|
|
|
|

Entry1  mieboebo
Root  2  eboebo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao fihetsehana feno rehareha, fihambohamboana; miedinedina, miajokajoka: Mieboebo erỳ Isambila hatramin' ny nahafahany fanadinana [1.1]
Explanations in English  5  to act important, to be boastful or conceited [1.7]
Explanations in French  6  se donner de l'importance, être vaniteux [1.8]
Examples  7  ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo. [2.996]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  miajokajoka, mianjonanjona, mihambohambo, miehakehaka, mibohaka, miangiangy, midohaka, midohadoha, midokadoka, midihindihina, miadonadona, miadokadoka, mihadrahadra, miedinedina, miedikedika, mietaketaka, mideronderona, mirehaka, mirehareha, mibohy, miaingitraingitra, midehadeha, misehaseha, mitehateha, miaingiaingy, misandratsandratra, misavoamboana, mievotrevotra, mitehintehina, mijaijay, miandranandrana, misolantsolana, mitihintihina
Proverbs  13  Proverbs containing the word mieboebo

Updated on 2023/01/20