|
|
|
|

Entry1  eboebo (ebo)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1]
Examples  4  Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Synonyms  10  ebo
Analogs  11  rehareha, edinedina, edikedika, ajokajoka, sehaseha, hakevohana12  be ebo, be beso, be vava, be rehaka, kasikasy, tia dera, tehoderaina, mampilahendrena, tia doka, doradora, lasanko vavany, tsy maty am-bavany, matavy an-delany, akoholahy fahavaratra

Updated on 2023/01/20