|
|
|
|

Entry1  eritreritra
Root  2  eritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray [1.1]
5  menimeny, hetsika ny saina [1.13]
Explanations in English  6  thought, meditation [1.7]
Explanations in French  7  réflexion, méditation [1.3, 1.8, 1.13]
8  pensée, conscience [1.13]
Examples  9  Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [1.1]
10  Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470]
11  Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324]
Vocabulary  12  Philosophy
Morphology 
13  Simple :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Synonyms  19  eritra
Compound words 
Titles  23  Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)
Proverbs  24  Proverbs containing the word eritreritra

Anagrams  25  aeritreritr, eritreritra

Updated on 2023/01/20