|
|
|
|

Entry (1/3)1  erona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitezerana, fandrahonana
Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra
Explanations in English  4  [1.7] a growl, a roar
Explanations in French  5  [1.3] l'action de gronder, de rugir, de réprimander
6  [1.8] grondement, rugissement
Examples  7  ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy. [2.285]
Vocabulary  8  Sound
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Entry (2/3)13  erona
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Taimoro] hendry

Entry (3/3)16  erona
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona
Compound words 

Anagrams  20  anore, areno, erona, -nareo, onera, orena, renao, reona

Updated on 2020/07/31