Entry (1/3) | 1 fahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa 4 Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera [1.1] |
Explanations in English |
5 that which is the sustinence or support of another. [1.2] |
Explanations in French |
6 soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant 7 figuré: obstination [1.3#137] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 19 fahana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 sakafo [Taisaka]
[1.78] 22 Sakafo omem-bahiny 23 Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely 24 Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy 25 Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy 26 Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady 27 Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! [1.1] |
Explanations in English |
28 that without which nothing has any consistency 29 nourishment, strength, ration, subsistence, complement 30 that which has been made firm, complete, or solid 31 a gun charge 32 a present of food to strangers 33 the weft in weaving [1.2] 34 a gift of food, food [1.7] |
Explanations in French |
35 cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration 36 charge d'une arme à feu 37 action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu [1.3#137] 38 qu'on nourrit [Taisaka] [1.82] 39 cadeau en vivres; nourriture [1.8] |
Examples |
40 Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres) [1.3#137] 41 Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3#137] 42 Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3#137] 43 Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3#137] 44 Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3#137] 45 Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3#137] |
Vocabulary |
46 Economy: food |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 61 faha~na |
Part of speech | 62 circumfix [Full list] |
Anagrams | 63 afahan, fahana, faha~na, fanaha, hafana, hafàna, hanafa, nafaha, nahafa |
Updated on 2023/05/20 |