Entry | fehintenda | |
Elementary words | fehy ; tenda | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1] | |
Examples | Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda.
[2.436] | |
Vocabulary | Economy: clothing | |
Other spellings | fehitenda | |
Updated on 2023/12/10 |