Entry (1/2) | 1 fiantsonana |
Root | 2 antsona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [fiantsoñana] fitodiana [Bezanozano, Tambahoaka]
[1.78] 5 Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1] |
Explanations in English |
6 a landing-place, a port, a harbour. [1.2] 7 a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7] |
Explanations in French |
8 Le port, le débarcadère [1.3#57, 1.8] 9 le quai [1.3#57] |
Vocabulary |
10 Navigation |
Synonyms | 11 fitodiana, seranana |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 15 Fiantsonana |
Elementary words | 16 fiantsonana |
Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
Examples |
18 Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry. [2.588#] |
Vocabulary |
19 Geography: towns |
Anagrams | 20 fantsonanay, fiantsonana, Fiantsonana, ifantsonana, nafantsonay, nanatsofany, nasafontina |
Updated on 2023/10/16 |