|
|
|
|

Entry1  firenena
Root  2  reny
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] a nation
6  [1.2] a clan, a race, a tribe
7  [1.7] a people
Explanations in French  8  [1.3, 1.8] nation
9  [1.3] tribu, caste, peuplade, race, famille
10  [1.8] peuple
Examples  11  Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5]
12  Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503]
Vocabulary  13  Politique
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Compound words 
Titles  29  Akademiam-pirenena Malagasy ()
30  Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations)
31  Ny Satam-pirenena Malagasy : izany tena toetra maha-malagasy (Rakotonirainy Joseph)
32  Ny Tantaran'ny Firenena Malagasy (Fagereng Edwin)
33  Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona)
Proverbs  34  Proverbs containing the word firenena
Article  35  Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly

Anagrams  36  firenena, neferany, neferina, nieferan

Updated on 2023/06/11