|
|
|
|

Entry1  fitenim-paritany
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Linguistics
Explanations in Malagasy  4  fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]
Examples  5  mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#]
Other spellings  6  fitenim
Elementary words  7  fiteny, faritany

Updated on 2023/06/12