Entry | fiteny (teny) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy. Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1] | ||||
Explanations in English | A language The customary way of speaking [1.7] | ||||
Explanations in French | Manière de parler [1.3, 1.8] | ||||
Le language Ce qu'on peut défendre [1.3] | |||||
Une langue [1.8] | |||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Linguistics | ||||
Morphology |
| ||||
Compound words |
| ||||
Titles | |||||
Proverbs | Proverbs containing the word fiteny | ||||
Updated on 2023/06/26 |