|
|
|
|

Entry1  fofona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Vokatry ny fandrenesan' ny orona avy amin' ny poti-javatra faran' izay kitika kely tsy hita-maso izay miala avy amin' ny zavatra iray ka entin' ny rivotra ary tonga mikasika ny hozatra manify manemitra ny aty orona: Misy fofon-javatra io izany [1.1]
5  Etona: Misy fofon-tany midofaka eto izany [1.1]
6  Hamanitra na hamaimbo: Mandraraka ny fofon' ireo vonindraozy ireo [1.1]
7  Laza soa na laza ratsy: Mandre fofondratsy momba anao aho ~ Vao nandre ny fofony ny fahavalo dia riatra nandositra [1.1]
Explanations in English  8  An odor [1.7]
Explanations in French  9  Odeur, vapeur [1.8]
10  L'odeur des fleurs, leur parfum. « Mandraraka ny fofon'ireo vonindraozy ireo », « l'odeur de ces roses embaumes l'air » (Malzac). Pour les odeurs désagréables et naturelles, on dit maimbo. Par contre, on emploie fofona pour les produits chimiques, artificiels, même s'ils sentent mauvais : ex. fofon'ny amoniaka. Dans ce cas, pour une substance chimique telle que le scatol, on dira même fofompivalanana, « odeur d'excrément », parce qu'il s'agit d'un produit artificiel. [1.196]
Examples  11  tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy [2.470]
12  Loza ny fofona, namonto ny fitafiany sy ny tenany ny nana avy amin' ilay zaza maty [2.472]
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Nouns :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word fofona

Updated on 2023/07/02