|
|
|
|

Entry (1/2)1  goaika
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1]
Explanations in English  5  A crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2]
6  A crow [1.7]
Explanations in French  7  Corbeau [2.415, 1.54, 1.8]
Examples  8  Fambara loza ve ity goaika tokana ity? [2.643#]
9  ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#]
Synonyms  10  gaga, goaga, goaka, goake, goaky
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word goaika
Article  16  Randzavola: goaika ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
17 

Entry (2/2)18  goaika
Part of speech  19  adjective
Explanations in French  20  Se disait des choses semblables [2.415]

Anagrams  21  agioka, goaika

Updated on 2023/08/11