|
|
|
|

Entry (1/2)1  harato
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy
Explanations in English  4  [1.2] a net, net-work, a fishing net.
5  [1.7] a fishnet
Explanations in French  6  [1.3] filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille
appareil, bandage pour les membres fracturés
7  [1.8] filet de pêche
Examples  8  Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471]
Vocabulary  9  Tools
Derivatives 
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Other spellings  14  arato
Proverbs  15  Proverbs containing the word harato
Article  16  Randzavola: harato ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)17  harato
Root  18  haratra
Part of speech  19  imperative of passive verb harasana [Full list]
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Other spellings  21  haraso

Anagrams  22  ahaotr, ahatro, ahoatr, ahotra, aohatr, haotra, harato, hatora, hatrao, hatroa, hoatra, ohatra, rotaha, taharo, taroha, tohara, toraha

Updated on 2022/07/30