|
|
|
|

Entry1  hatsatra
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Malazo tonga vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny [1.1]
Explanations in English  5  pale [1.2, 1.7]6  wan, sickly. Used in speaking of the condition of one recovering from an illness of just out of prison. [1.2]7  livid [1.7]
Explanations in French  8  pâle, livide [1.3, 1.8]9  blême [1.3]10  (dans toute l'île). Adjectif (du malais puxat, même sens) : étiolé, qui n'a pas fourni de chlorophylle par manque de lumière. [1.196]
Examples  11  Dia nalemy indray izy, ka fotsy hatsatra toy iny alina. [2.324]
12  Indro vehivavy hatsatra sy lao Mitondra am-babena zaza miamboho. [1.256]
13  Io Zozefinina efa hatsatra dia hatsatra, renodrenoka eo am-parafara! [2.499]
Analogs  14  mivaloarika, mivolom-balala maty, matroka, vasoka, malazo, maina, tsy marevaka, tsy misy renty
Compound words 

Anagrams  16  hatsatra, tsahatra

Updated on 2020/07/31