Entry |
hoto
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [1.1]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
hoto
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1]
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
|
Entry |
hoto
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [1.1]
|
|
Entry |
hoto
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fahasimbana Fanasaratsarahana ho singa miavaka [1.13]
|
Explanations in French | Décomposition [1.13]
|
Compound words |
|
|
Entry |
hoto
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsileo, Merina]
(au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre). Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [1.196]
|
Vocabulary |
|