|
|
|
|

Entry (1/2)1  kamboty (boty)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo [1.1]
5  Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana [1.1]
Explanations in English  6  An orphan [1.7]
Explanations in French  7  Orphelin [1.8]
Examples  8  Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray
ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana
fa izay adala ariana avokoa
[2.131]
9  Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. [2.470]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Relative verbs :
12  Nouns :
13  Adjectives :
Synonyms  14  asorotanitsisatry
Analogs  15  Somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word kamboty

Entry (2/2)20  kamboty
Part of speech  21  noun
Vocabulary  22  Botany
Explanations in French  23  (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [1.196]

Updated on 2023/05/21