Entry 1/2 |
kiady
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo Aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.
[1.1]
|
Explanations in English | A pole with a tuft of grass used to mark property rights [1.7]
|
Explanations in French | Perche surmontée d'une touffe de paille
et qui sert à marquer la possesion, l'interdit [1.8]
|
Compound words |
|
Other spellings |
Proverbs |
Illustrations |
|
|
Entry 2/2 |
kiady
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | A Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto,
tily
[1.7]
|
Explanations in French | éclaireur (laic); cf. skoto,
tily
[1.8]
|
|