Entry |
loto
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto! [1.1]
|
Explanations in English | Dirt, filthiness [1.7]
|
Explanations in French | Saleté, souillure [1.8]
|
Examples |
1 | madio tsisy loto, tsisy fangarony.
[2.314]
|
2 | Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako.
[2.445]
|
3 | Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto!
[1.214]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
|
Entry |
lôtô
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy [1.1]
|
Vocabulary |
Origin | French: loto.
|
|