|
|
|
|

Entry (1/2)1  lafika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Farafara, fandriana [1.78]
4  Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra [1.1]
5  Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako [1.1]
6  Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro [1.1]
7  Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [1.1]
8  Bozaka na mololo fandrian'ny biby [1.13]
Explanations in English  9  Anything put under, as a mat or mattress [1.7]
Explanations in French  10  Ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas [1.8]
11  Litière, natte [1.13]
12  Litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana [1.196]
Examples  13  Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#]
14  Adarà, fa fandria-malemy lafika, ka tsy itadiavako lafika sy ondana. [2.69#]
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Passive verbs :
17  Relative verbs :
18  Nouns :
19  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word lafika

Entry (2/2)25  lafika
Part of speech  26  noun
Vocabulary  27  Botany
Explanations in French  28  (du malais: lapik). [1.196]
29  Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) [1.196]
Scientific name 

Anagrams  31  falika, kilafa, lafika

Updated on 2023/04/12