Entry |
maditra
(ditra)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Be ditra, mikiry tafahoatra hanao araka ny heviny ihany na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Lahiantitra maditra, tsy mbola nahita ohatra azy io aho Minia manao ny tsy mety sy ny tsy tsara na dia tenenina lava izao aza: Zazalahy maditra iny fa mpisotro sy mpiloka ka tsy azonay ekena ho vadinao
[1.1]
|
Explanations in English | Stubborn [1.2, 1.7]
|
| Obstinate, pertinacious [1.2]
|
| Disobedient [1.7]
|
Explanations in French | Obstiné, délinquant (se dit des jeunes) [1.8]
|
Examples |
1 | Adala sy maditra no fitsaran-dreniny azy, nefa ataony ahoana fa azy sy mankarary ny fony.
[2.470]
|
2 | angamba mba ho fantany fa taranaka maditra izy.
[2.996]
|
|
Morphology |
Present : |
maditra |
Past : |
naditra |
Future : |
haditra |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|