|
|
|
|

Entry1  maditra (ditra)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Be ditra, mikiry tafahoatra hanao araka ny heviny ihany na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Lahiantitra maditra, tsy mbola nahita ohatra azy io aho 4  Minia manao ny tsy mety sy ny tsy tsara na dia tenenina lava izao aza: Zazalahy maditra iny fa mpisotro sy mpiloka ka tsy azonay ekena ho vadinao [1.1]
Explanations in English  5  stubborn [1.2, 1.7]6  obstinate, pertinacious [1.2]7  disobedient [1.7]
Explanations in French  8  obstiné, délinquant (se dit des jeunes) [1.8]
Examples  9  Adala sy maditra no fitsaran-dreniny azy, nefa ataony ahoana fa azy sy mankarary ny fony. [2.470]
10  angamba mba ho fantany fa taranaka maditra izy. [2.996]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Analogs  14  mafy hatoka, mafy loha, mafy sofina, be bohihy, be marenina, donto, kirina, be kiry, be tohika, be bohika, kizitina, kafiry, madity, makikitra, be di-doha, mafy tadiny, mafy kitroka, mihizihizy, mahery loha, mahery vaika, mahery setra, mahery zaka, mahalava vava, manata-bava, matevin-koditra, mitsivalam-pandry, mahafotsy teny, mamotsy rora, tsy azo anarina, tsy hay toroana, tsy azo tenenina, tokam-bolana, tsy misy famavany, tsy andairan' anatra, tsy maty manota, tsy azo akisoka, tsy laitra akisoka, tsy azo atao ahoana amin' ahoana
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word maditra

Updated on 2023/01/20