Entry |
mangotsoka
(hotsoka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
|
Explanations in English | To ache, as a boil or rheumatism [1.7]
|
Explanations in French | Avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mangotsoka |
Past : |
nangotsoka |
Future : |
hangotsoka |
|
Synonyms | |
|
Entry |
mangotsoka
(hotsoka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | Sentir vivement sa déception ( gaina)
[1.54]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mangotsoka |
Past : |
nangotsoka |
Future : |
hangotsoka |
|
|