Entry |
mankahala
(hala)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy tia mainty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an' io mpangalatra io ny mponina rehetra ~ Hitako famankahala ny zanako ianao Tsy tia, tsy mahazoazo: Mankahala ny ady ny olona tia fandriampahalemana [1.1]
|
Explanations in English | To hate [1.2, 1.7]
|
| To abhor [1.2]
|
Explanations in French | Haïr [1.8]
|
Examples |
1 | Manonofy mandray taratasy tsy misy sonia : misy mankahala any ho any.
[1.381]
|
2 | Fantatry ny rafozany tsara fa mankahala ny toaka sy ny forongony Zaka, ka iza àry no nanolotra azy?
[2.5]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mankahala |
Past : |
nankahala |
Future : |
hankahala |
Imperative : |
mankahalà |
|
|
Entry |
mankahalà
(hala)
|
Part of speech | imperative of active verb mankahala
|
|