|
|
|
|

Entry (1/2)1  miadana (adana)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin' ny fotoana fohy: Miadana ny fandehan' ny sokatra ~ Miadam-piteny Rakoto 4  Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra: Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona [1.1]
Explanations in English  5  To advance slowly, not to be in a hurry; to be in comfortable circumstances, having no anxiety or care; to be at peace; not to be hasty in forming judgements. [1.2]6  to go slow; to be at peace; to have plenty [1.7]
Explanations in French  7  Etre en paix, jouir de l'abondance, être prospère, aller posément, agir avec lenteur [1.3]8  aller lentement; jouir de la paix; être dans l'aisance [1.8]
Examples  9  Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471]
10  Nikendry miaramila sy miadana tsara izy. [2.472]
11  Tsara ny fitafiany, toa miadana ihany ny reniny. [2.499]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word miadana

Entry (2/2)22  miana (adana)
Part of speech  23  imperative of active verb miadana
Tables and plates  24  All the active imperatives

Anagrams  25  manadia, miadana, miadàna, manadia, miadana, miadàna

Updated on 2023/06/26