|
|
|
|

Entry1  mihomehy (homehy)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray volana, hono, ity zaza ity dia nihomehy 4  Mamazivazy: Nihomehy an' ilay Rangahy be kibo daholo ny ankizy 5  Maneso, manakora: Tsy fanao ny mihomehy ny resy [1.1]
Explanations in English  6  to laugh at, to mock; to laugh [1.7]
Explanations in French  7  rire; se moquer de [1.8]
Examples  8  Ankizy mahay mihomehy ireny, ankizy mahay milalao, mahay mihira, mahay mifaly, - saingy zanaky ny Tantsaha, ankizin' ambanivohitra. [2.470]
9  Izy ve mihomehy|hihomehy, ianao tsy mihomehy|hihomehy! [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mitokelaka, lokin' ny hehy, latsaky ny hehy, dangin' ny hehy, ridan' ny hehy, jihitry ny hehy, tsipaky ny hehy, toran' ny hehy, matin' ny hehy, miatatry ny hehy, mibokitra ny tehezana, tsy manana aina, mivadika aty, tapa-tsinay, mivanika, mivanitika, manahy nify, mampiseho katsaka, mihomehy mihimoka, mihomehy tsy vaky, mikakakaka, mitokaka, manao hehy voraka, mihomehy ra, mihomehy mikafana, manao hehy valaka, manao farahehy, mivanivany, mikanikany, mikimokimoka, mikikikiky, mitsiky, mitsikitsiky, mitsiky tsy ravo, mitsiky mahalana, mitsiky vazana
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mihomehy

Updated on 2023/01/20