|
|
|
|

Entry1  mikezaka (kezaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mihakely, mihamifintina, mihamanify 4  Manao araka izay azo atao, manao izay tratry ny aina, tsy mikely soroka: Nikezaka tamin' ny fianarana izy ka tsy nahagaga raha nandroso fatratra [1.1]
Explanations in French  5  être rétréci, se rétrécir, s'amincir 6  figuré: s'appliquer à, faire son possible [1.3]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  milofo, mikofo, mirofotra, miezaka, milozoka, mikokotra, mikikitra, mikoko-maty, mikely aina, mimaso, mikiry, mikiribiby, manao salaka fohy rambo, manao sakafo ambany foitra, mandany mondron-kery, tsy mitandro hasasarana, tsy mitarain-tanana ompaka, tsy mikely soroka, mivaky tratra, fola-damosina, mandany ron-doha, mimokitra, mimokimoky, miokitra, mikorambemby, misikim-ponitra, mialakaforo, mialakabontana, miady fo, tsy manamohamo, tsy mikoso-maso, may volon' orona, may volon-tratra, miongo-bolo, miady fo aman' aina, manao anjolofo, manao kely andilana, milofika, tsy misatry fanahy, tsy mandala aina, mikaozatra, manao valangitrika, manao amboa ditsika, manao lazo be, manao ain-tsy ho zavatra, manao ampinga tratra, manao vy very ny aina, tsy manary karama, tsy miala vehana, manao botraika, manao an-ditra, manao an' aina, tsy mandry andro tsy mandry alina, miantotomaty

Updated on 2023/01/20