|
|
|
|

Entry1  milebolebo
Root  2  lebolebo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ta-handoa, mahatsiaro ho maloiloy, mivivy toy ny ta handoa. (Ny fiteny matetika dia ny hoe misalebolebo)
Explanations in French  5  [1.54] avoir des nausées
Vocabulary  6  Health
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  maivivy, maloiloy, manamonaina, misalebolebo, misalembona, misalebona, misolebileby
Analogs  11  dimpoana, fenofeno, masinaty, mihoaka, salontsolonina, salosonina, tahandoa

Updated on 2023/01/20