Entry | 1 miroahana |
Root | 2 roahana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] 5 [1.1] Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky tena: Niroahana be ihany izy alohan' ny handehanany |
Explanations in English |
6 [1.2] to hesitate, to doubt; to be of two minds |
Explanations in French |
7 [1.3] hésiter, être en suspens, douter, ne savoir quel parti prendre: Miroahan-dava izy (Il hésite sans cesse) |
Examples |
8 Avy amin'i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin'ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin'ny fo tsy miroahana. [2.996] |
Vocabulary |
9 Philosophy |
Morphology |
|
Analogs | 13 misalasala, miahanahana, mihambahamba, miherohero |
Anagrams | 14 amahorany, amoharany, amohirana, amorahany, anamariho, hamarinao, hamaroina, hamiranao, hamoirana, hamoraina, hamoranay, hamoriana, hanamoria, mahay rano, miroahana |
Updated on 2023/01/20 |