|
|
|
|

Entry1  mitakoko
Root  2  takoko
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe
5  Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy [1.1]
Explanations in English  6  to sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. [1.2]
7  to squat; to sit disconsolately [1.7]
Explanations in French  8  s'accroupir; avoir une posture attristée [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mijakoko, manjoretra, mijakoretra, manjonitra, manjokaiky, mandoroka, mangetoka, mamokaiky, mivokaiky, mitokiky, mijamoka
Proverbs  14  Proverbs containing the word mitakoko

Anagrams  15  mikotoka, mitakoko

Updated on 2023/01/20