Entry |
mitaraina
(taraina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao
[1.1]
|
Explanations in English | To complain; to call out asking for help [1.7]
|
Explanations in French | Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif:
Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) [1.3]
|
| Se plaindre; crier au secours [1.8]
|
Examples |
1 | Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka
[2.472]
|
2 | Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko.
[2.508]
|
|
Morphology |
Present : |
mitaraina |
Past : |
nitaraina |
Future : |
hitaraina |
|
Titles |
|
|