Entry |
mivezivezy
(vezivezy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity
[1.1]
|
Explanations in English | To wander, to ramble [1.7]
|
Explanations in French | Errer par-ci par-là [1.8]
|
Examples |
1 | -- Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany:
[2.470]
|
2 | Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mivezivezy |
Past : |
nivezivezy |
Future : |
hivezivezy |
Imperative : |
miveziveze |
|
Proverbs |
|