|
|
|
|

Entry (1/2)1  morona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1]
Explanations in English  4  the border, the brink, the edge [1.7]
Explanations in French  5  le bord [1.8]
6  bord, côte, rivage [1.196]
Examples  7  Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [2.442#]
8  Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [2.499#13]
9  Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [2.470#]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adverbs :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word morona

Entry (2/2)25  morona
Part of speech  26  noun
Explanations in French  27  (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [Mahafaly] [1.196]
28  [Tandroy]
Vocabulary  29  Botany
Scientific name 

Anagrams  31  amoron, manoro, morano, morona, noroam, onoram

Updated on 2023/05/22