|
|
|
|

Entry1  nenina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny [1.1]
5  Fibebahana amin' ny hadisoana natao [1.1]
6  Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy [1.1]
Explanations in English  7  Regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka. [1.2]
8  Regret [1.7]
Explanations in French  9  Regret, remords [1.8]
Examples  10  na tany aho na tsy tany
tsy ho kely be nenina moa hianao?
[2.131]
11  Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
Analogs  15  Mitohy sakay, mitohy fangoka, fay, nahita faisana, mibarara, enjehin' ny fieritreretana, manongo tena, mitomany tena, mandray ny kiho, mitsapa farahatoka, manaiki-molotra, mijery soratr' omby an-tanàna
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word nenina

Updated on 2023/08/11