Entry | 1 nenina |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny 5 Fibebahana amin' ny hadisoana natao 6 Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy [1.1] |
Explanations in English | 7 regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka. [1.2]8 regret [1.7] |
Explanations in French | 9 regret, remords [1.8] |
Examples |
10 na tany aho na tsy tany tsy ho kely be nenina moa hianao? [2.131] 11 Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583] |
Derivatives |
|
Analogs | 15 Mitohy sakay, mitohy fangoka, fay, nahita faisana, mibarara, enjehin' ny fieritreretana, manongo tena, mitomany tena, mandray ny kiho, mitsapa farahatoka, manaiki-molotra, mijery soratr' omby an-tanàna |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word nenina |
Updated on 2023/08/11 |