Entry | 1 ranonorana |
Elementary words | 2 rano, orana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1] |
Explanations in English |
5 rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika [1.2] 6 rain [1.7] |
Explanations in French |
7 pluie, eau de pluie [1.8] |
Examples |
8 zavona ve sa ranonorana? [2.131] 9 - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470] |
Vocabulary |
10 Meteorology |
Synonyms | 11 orana |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word ranonorana |
Article |
18 Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 19 naoranoran, ranonorana |
Updated on 2023/09/21 |