|
|
|
|

Entry1  sendrasendra (sendra)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  vintana, anjara [Bezanozano] [1.78]4  Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy ~ Misy tokoa ny sendrasendra 5  Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isika [1.1]
Explanations in English  6  occuring by chance [1.7]
Explanations in French  7  qui arrive ou se passe par hasard [1.8]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Synonyms  13  sendra
Analogs  14  anjara, vintana, lakalaka, kendry tohina, tsitointoina, tsy satry, tsy nahy, tsy nampoizina, samba-samba, kisendrasendra, kinanga, an-tsapaka, sendrasendra vary amin' ananana15  maty vavany, divi-janahary, avivitra, ambivitra, variraiventy
Proverbs  16  Proverbs containing the word sendrasendra

Updated on 2023/01/20