Entry (1/4) | 1 sokitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in French |
3 ciselé, gravé, qui porte les empreintes de la petite vérole [1.3#619] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 10 sokitra |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Asa rafitra atao amin' ny fandraka 13 Fanaovana sary amin' ny hazo na vato 14 Ny lavaka eny amin' ny endrika avy amin' ny aretina nendra sitrana 15 Fakana zavatra mihantona amin' ny hazo marani-doha lavalava [1.1] |
Explanations in English |
16 engraving, carving [1.7] |
Explanations in French |
17 Travail fait au ciseau, au burin 18 petits trous, comme ceux que font des instruments pointus, comme les trous laissés par la petite vérole. 19 action de ciseler, de sculpter, de graver, d’arracher avec un instrument ointu [1.3#619] 20 gravure, inscription [1.8] |
Examples |
21 Zava-madinika no hatao, ka samy mamorona izay manavanana azy : sary amin' ny taratasy, sary mivaingana, sokitra, zaitra, ets. [2.332#69] |
Vocabulary |
22 Art and Handicrafts |
Entry (3/4) | 23 sokitra |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in Malagasy |
25 Fanesorana ny kaka amin' ny nify na ny loto ao anaty sofina [1.1] |
Vocabulary |
26 Health |
Entry (4/4) | 27 sokitra |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in French |
29 Figuré: action de pressurer, de faire des demandes importunes pour obtenir quelque chose [1.3#619] |
Anagrams | 30 akositr, asokitr, kositra, ratsiko, ritsoka, satriko, satroky, sikotra, sitrako, sokatry, sokitra, tsikora, tsorika |
Updated on 2021/01/02 |