|
|
|
|

Entry1  tebiteby
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. [1.1]
Explanations in English  5  Apprehension, fear and trembling [1.7]
Explanations in French  6  Appréhension, inquiétude; trouble [1.8]
Examples  7  Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe: [2.470]
8  Hoy aho feno tebiteby. [2.471]
9  Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [2.472]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Relative verbs :
12  Nouns :

Anagrams  13  betibety, tebiteby

Updated on 2020/07/31