Entry |
tefy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao [1.1]
|
Explanations in English | The working of clay in pottery; the forging of iron [1.7]
|
Explanations in French | Ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux [1.3]
|
| Travail de potier et de forgeron [1.8]
|
Examples |
1 | tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée)
[1.3]
|
2 | ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites)
[1.3]
|
3 | Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako.
[2.4]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
tefy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Merina]
(du nom éthiopien tef).
Eragrostis tef (Zuccagni) Trotter (Poaceae). Introduit et cultivé comme espèce fourragère. Parfois échappé des cultures.
[1.196]
|
Scientific name | Eragrostis tef |
Vocabulary |
|