|
|
|
|

Entry1  tremalahy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  olona manankarem-be [1.1]4  mpanefoefo [1.13]
Explanations in French  5  richard [1.13]
Examples  6  Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy [2.324]
Analogs  7  mpanjatobe, komohina, mpanarivo, mpanalina, mpanefohefo, mpanontany ny ory, metroka, matevina, ngetroka, tovinjaka, feno tsoka, manam-be hovangoana, mianjady amin' ny fananany, milomano amin' ny harena, miravoravo manana, mihary zaka, mpangoron-karena, saingona, be fofon' aina
Elementary words  8  trema, lahy

Updated on 2023/08/16