Entry | 1 tremalahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 olona manankarem-be [1.1]4 mpanefoefo [1.13] |
Explanations in French | 5 richard [1.13] |
Examples |
6 Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy [2.324] |
Analogs | 7 mpanjatobe, komohina, mpanarivo, mpanalina, mpanefohefo, mpanontany ny ory, metroka, matevina, ngetroka, tovinjaka, feno tsoka, manam-be hovangoana, mianjady amin' ny fananany, milomano amin' ny harena, miravoravo manana, mihary zaka, mpangoron-karena, saingona, be fofon' aina |
Elementary words | 8 trema, lahy |
Updated on 2023/08/16 |