|
|
|
|

Entry1  tsikorovana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#H.287] [Merina] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.
4  [1.1] Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo
Explanations in English  5  [2.190#262] Madagascar black bulbul
Explanations in French  6  [2.191#314] bulbul noir
Vocabulary  7  Zoology: birds
Synonyms  8  horova, horovy, horovana, sokonina, sokoreva
Scientific name 

Updated on 2020/07/31