Entry | tsimbotry | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [1.1] | |
Explanations in English | The adrisa grasshopper before it has its wings [3.1] | |
Explanations in French | La sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1] | |
Examples | Tsy tsimbotry aman'adrisa ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra fa valala avy lavitra ny havanao ka mifidy taon-kihaviana [2.131] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Proverbs | Proverbs containing the word tsimbotry | |
Updated on 2023/04/26 |