|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)10  tsoka
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [1.1]
13  zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [1.13]
Explanations in French  14  moelle [1.13]
Vocabulary  15  Biology
Compound words 

Anagrams  17  atsok, katso, kotsa, tsako, tsoka

Updated on 2024/12/11