Entry | tsy refesi-mandidy | |
Elementary words | tsy ; refesina ; mandidy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny mpitondra manao jadona [1.1] | |
Examples | Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany?
[4.27] | |
Updated on 2023/06/19 |