Entry (1/7) | 1 vaha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana |
Derivatives |
|
Entry (2/7) | 9 vaha |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
reraka, sasatra |
Explanations in French |
12 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
fatigué, épuisé, affaibli |
Compound words |
|
Entry (3/7) | 14 vaha |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Tanala]
trano fiompiana biby na vorona |
Derivatives |
|
Entry (4/7) | 18 vaha |
Part of speech | 19 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Taisaka]
sy, ary |
Compound words |
|
Entry (5/7) | 22 vaha |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 [1.13] solution |
Vocabulary |
25 Mathematics: algebra |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (6/7) | 29 vaha |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in Malagasy |
31 [1.78] [Tambahoaka]
fakan-kazo |
Entry (7/7) | 32 vaha |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 [1.78] [Tambahoaka]
garaba 35 [1.78] [Tanosy] sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky |
Anagrams | 36 hava, vaha |
Updated on 2023/10/17 |