Entry |
vanona
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mahomby: Tena vanona tsara ny voaloboka tamin' ny taona ito Mandroso: Tsy mety vanona ny varotra eto amin' ity faritany ity Manjary: Tsy misy vanona ny akoho nompiany Misy vidiny, mahatanteraka ny ilana azy, tomombana amin' ny maha-izy azy: Tsy vanona intsony ity penina ity ~ Mba olom-banona To, tanteraka: Tsy nisy vanona ny fikasany ka kivy tanteraka izy [1.1]
|
Explanations in English | Successful; coming to full growth; dependable [1.7]
|
Explanations in French | Qui réussit, pousse, aboutit, arrive à bonne fin, fécond, prospère, qui produit: Vanona tsara ny vary amin' ity taona ity (Le riz réussit bien cette année) ~ Vanona ny ana-kazo rehetra namboleko (Tous les plants d'arbre que j'ai planté poussent) ~ Tsy vanona ny zanak ' io omby io (Les petits de cette vache sont étiques, crèvent) ~ Tsy vanona ity tanimbary ity (Cette rizière ne produit rien, produit peu) ~ Tsy vanona intsony ity angady ity (Cette bêche ne vaut plus rien) ~ Tsy vanona ny fikasako (Mes projets n'ont pas abouti, ont échoué) [1.3]
|
| Qui réussit; venu à pleine croissance; qui produit [1.8]
|
Examples |
1 | Rahefa resaka vanona, ao aho.
[2.4]
|
2 | hianao olon-dratsy, olon-tsy vanona.
[2.69]
|
3 | kanjo hay hianao olon-dratsy olon-tsy vanona
[2.131]
|
|
Morphology |
Simple : |
vanona |
Imperative : |
vanòna |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
vanòna
|
Part of speech | imperative of adjective vanona
|
Explanations in French | Réussissez [1.3]
|
|
Entry |
vanòna
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | The ground floor [1.7]
|
Explanations in French | [Provincial]
Rez-de-chaussée [1.8]
|
Compound words |
|
|
Entry |
vanona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
(veut dire en général : qui se développe vite, qui produit beaucoup, etc.). C'est le nom donné sur la côte Est à plusieurs ficus, à croissance très active et qui ont tendance à se développer sur d'autres arbres et à écraser, surtout : Ficus polyphlebia Baker et
Ficus tiliifolia var. sphaerophylla (Baker) H.Perrier & Leandri (Moraceae). Arbres à bois blanc, léger, cassant. A. et G. Grandidier, Ethnographie 4, p. 170 ont indiqué sous son malgache, l'emploi ancien des fibres tirées de son écorce, surtout en corderie.
[1.196]
|
Scientific name | Ficus polyphlebia, Ficus tiliifolia var. sphaerophylla |
Vocabulary |
|