Entry | vantana | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany! [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct) [1.3] | |||||||||||||||
Explanations in English | Straight forward, open [1.7] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Entry | vantana | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Qui a la diarrhée [1.3] | |||||||||||||||
Vocabulary | Health | |||||||||||||||
Updated on 2023/10/24 |