|
|
|
|

Entry1  vitsy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna [1.1]
Explanations in English  4  few [1.7]
Explanations in French  5  peu nombreux, rare [1.8]
Examples  6  Be noho vitsy isika eto [2.895#116]
7  dia andro vitsy vitsy foana [2.59#207]
8  Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [2.643#197]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Analogs  16  Kely, vitsy kely, tsy maro, tsy firy, azo isaina, ankavitsiana, vitsy dia vitsy, azo isaina amin' ny rantsan-tanana, tsirairay tadiavina, zara raha misy
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word vitsy

Updated on 2023/06/12