Entry (1/2) | 1 voatondro |
Root | 2 tondro |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in English |
5 pointed at [1.2#660] |
Explanations in French |
6 qu'on a indiqué [1.3#723] |
Examples |
7 Andro voafetra sy ora voatondro no iaingany. [2.117] 8 Anisan' ny olona voatondro ho mampiahiahy ve aho? [2.529] 9 Tonga maraina teny amin' ilay toerana voatondro izy. [2.445] 10 Izay nanao azy ho lehilahy no nahalany voatondro roa. [2.471] 11 Tamin' ny andro sy toerana voatondro, hitanay i Donga. [2.472] |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word voatondro |
Entry (2/2) | 15 voatondro |
Elementary words | 16 voa, tondro |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 (de voa : graine ; et tondro : action d'indiquer du doigt). Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae). Bonne fourragère. Ses graines étaient ramassées pour l'alimentation humaine, malgré leur petitesse, en cas de disette. [Sakalava]
[1.196] 19 [Betsileo] |
Vocabulary |
20 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2023/12/17 |